En fait et à première approche, les malgaches sont très romantiques mieux que les français. L'art du baiser se profile. VCD film malgache disponible en ligne et livré chez vous.
Nitetika ny hanan-karena tampoka i Randria sy Ravao, ka nataony izay hampisarahina an'i Dera sy Fanja zanany izay tena nifankatia tokoa, ka hampanambadiana an'i Radona mpanan-karena sy mpanefoefo. Nampiasa ny volany sy ny fahefany koa i Radona mba hampanaiky an'i fanja......Araho ny tantara
Rehefa azon'I Kanto izay nilainy tany amin'I Lanja sy Fidy, dia ho hitantsika amin'ity fizarana faharoa ity hoe mba ahoana no hamalian'I Kanto izany, ho ainy ary ve ny hamaly fitia azy mivady sa mifanohitra amin'izay no hiseho?
Tantaram-pianakaviana, ifandroritan'ny fitiavana sy ny fankahalana, ahitana indrindra ny olana eo amin'ny Rafozana sy ny vinanto. Vao maika nitombo ny gidragidra. Hanahoana no hiafaran'ny tantara ? Emelie ve sa i Benny… Araho ary
Nantenaina hiravona, kay vao maika nisafotofoto be ny tohin'ny tantaran'i Benny sy Francky. Amin'i Mme Marianne, izay vinanto tonga teo dia tsy vanona daholo na i Benny, na Emilie, nanampy koa i Naste...
Paoly, le fils de Ramary habite et poursuit ses études à Ambohitsimeloka, Volana était tombée amoureuse de Paoly dont son père Rabenatoandro est très méchant et tente de piéger à tout instant Paoly, son futur gendre….. Une histoire de famille, drôle et plein de fou rire dont l'acteur principal n'est que Francis Turbo.
Ratsimandresy, Mox, Alex, Jack Rivo: Ireo no rantsana dimy tmopin'ny orinasa iray eto an-drenivohitra. Tapa-kevitra ny rantsana 4 fa hanao lalam-barotra vaovao dia fanondrana zava-maha domelina any ivelany, tsy nanaiky anefa ny rantsana voalohany dia I Ratsimandresy sy Johnny (Ndondolahy) zanany. Nitranga anefa ny tsy nampoizina satria toa misy matotoa na avelo nanao valifaty azy mianaka ireo ka naha-raikitahotra ny rantsana efatra sy iriraka (Tahiry) mpiray afera amin'izy ireo. Vitan'ilay matotoa ny namono ny rantsana efatra niaraka tamin'I Rinah mba hanamporofoiny fa tsya atao raraka an-tany ny ran'ny marina.
Toerana iray feno harena ankibon'ny tany any ambanivohitra no nisehoan'ny tantana. Fianakaviana roa saingy iray tannin-drazana no tompony sy mahalala azy io. Saingy sarahin'ny tsy fitoviazan'ny farim-piainana. Ny mampalahelo eto dia tsy fanambakana fotsiny no miseho fa Aina mihintsy no zar fetra. Ka ity zavavavy kely atao hoe Pintsana (11 taona) no tompon'antoka tsy fidiny amin'izay zava-miseho rehetra….